|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ala kaforo
Singan-teny  2 ala, 3 kaforo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 nom d'un destin. [1.3]
Ohatra  7  Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana. [1.381#]
8  Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [2.69]
Voambolana  9  Finoana

Teny iditra (2/2)10  alakaforo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 opiniâtreté, persistence. [1.3]
Voambolana  14  Ontam-po

Fivaditsoratra  15 ala kaforo, alakaforo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09